Tongasoa (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto an-tany fiadiana isika izao mxujvkch
Mbola pcexy mitomany, mbola miharitra e
Fikirintsika foana izao teny izao
Fa ho avy indray lay Zanak'Andriamanitra e
Tsy mba hamela antsika anaty ranomaso
Tsy ho avelantsika ho resin'ny ankaso
Fa ho toa ny teny fikasany
Hitondra antsika hody Izy, tsy ho ela intsony izany

Ka hiditra ao an-danitra isika
Voavonjy samy ho tafita
Hira fiderana foana no ho re
Dia hifampiarahaba hoe

Tongasoa gzkbhpvg e, ato Jerosalema vao
Tongasoa e, voavonjy izaho sy ianao
Faly aho mahita anao, todisoa isika
Tongasoa e, antsika ny paradisa
….Todisoa tononkira.serasera.org isika

A/C: Rizia Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Vangy : 146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 05/07/2026 09:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328