Tongasoa (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto an-tany fiadiana isika izao saifygvs
Mbola mitomany, mbola miharitra e
Fikirintsika foana izao teny izao
Fa ho avy indray lay Zanak'Andriamanitra e
Tsy mba hamela antsika anaty ranomaso
Tsy ho avelantsika ho resin'ny ankaso
Fa ho toa ny teny fikasany
Hitondra antsika hody Izy, tsy ho ela intsony izany
Ka hiditra ao an-danitra vcfcykp isika
Voavonjy samy ho tafita
Hira fiderana foana no ho re
Dia hifampiarahaba hoe
Tongasoa e, ato tononkira.serasera.org Jerosalema vao
Tongasoa e, voavonjy izaho sy ianao
Faly aho mahita anao, todisoa isika
Tongasoa e, antsika ny paradisa
….Todisoa isika
A/C: Rizia sfmb Rbrl
Mbola mitomany, mbola miharitra e
Fikirintsika foana izao teny izao
Fa ho avy indray lay Zanak'Andriamanitra e
Tsy mba hamela antsika anaty ranomaso
Tsy ho avelantsika ho resin'ny ankaso
Fa ho toa ny teny fikasany
Hitondra antsika hody Izy, tsy ho ela intsony izany
Ka hiditra ao an-danitra vcfcykp isika
Voavonjy samy ho tafita
Hira fiderana foana no ho re
Dia hifampiarahaba hoe
Tongasoa e, ato tononkira.serasera.org Jerosalema vao
Tongasoa e, voavonjy izaho sy ianao
Faly aho mahita anao, todisoa isika
Tongasoa e, antsika ny paradisa
….Todisoa isika
A/C: Rizia sfmb Rbrl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 149
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 05/07/2026 09:58
