Tongasoa (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto an-tany yyad fiadiana isika izao
Mbola mitomany, mbola miharitra e
Fikirintsika foana znecfa izao teny izao
Fa ho avy indray lay Zanak'Andriamanitra e
Tsy mba hamela antsika anaty ranomaso
Tsy ho avelantsika tononkira.serasera.org ho resin'ny ankaso
Fa ho toa ny teny fikasany
Hitondra antsika hody Izy, tsy ho ela intsony izany
Ka hiditra ao an-danitra isika
Voavonjy samy ho tafita
Hira fiderana foana no vnzcwm ho re
Dia hifampiarahaba hoe
Tongasoa e, ato Jerosalema vao
Tongasoa e, voavonjy izaho sy ianao
Faly aho mahita anao, todisoa isika
Tongasoa e, antsika ny paradisa
….Todisoa isika
A/C: Rizia Rbrl
Mbola mitomany, mbola miharitra e
Fikirintsika foana znecfa izao teny izao
Fa ho avy indray lay Zanak'Andriamanitra e
Tsy mba hamela antsika anaty ranomaso
Tsy ho avelantsika tononkira.serasera.org ho resin'ny ankaso
Fa ho toa ny teny fikasany
Hitondra antsika hody Izy, tsy ho ela intsony izany
Ka hiditra ao an-danitra isika
Voavonjy samy ho tafita
Hira fiderana foana no vnzcwm ho re
Dia hifampiarahaba hoe
Tongasoa e, ato Jerosalema vao
Tongasoa e, voavonjy izaho sy ianao
Faly aho mahita anao, todisoa isika
Tongasoa e, antsika ny paradisa
….Todisoa isika
A/C: Rizia Rbrl
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 05/07/2026 09:58
