Ny tena fiainana (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao, raha tazanina imlrd toa kanto
mahasarika ny saina, kanefa fitaka sy fandrika
Tandremo fa ho very ianao
Fitahiny avokoa, na ny masonao jambena, tsy ahita zay mahasoa
Finaritra tokoa toa rendrika, toa tononkira.serasera.org tsy tsaroanao ny ampitso
Lay jhrqd lalan-tokana mahasambatra dia Jeso
Mitondra famonjena, sainsaintsaino lalina, ny hoavinao
Banjino jmxhq ilay fiainam-baovao
sainsaintsaino lalina, ny hoavinao
(Banjino ilay fiainam-baovao) 2
Fiainam-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 328
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 24/03/2026 14:21