TY FIRENENA ITY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ty tononkira.serasera.org firenena ity Andriamanitra ô!
Mila Anao tokoa
Mitady fatratra, sasatra mila famonjena
Fa mila ho potraka, trotratrotraka
Nefa manantena
Fa hainao avokoa izay rehetra mety mahasoa

Fiv: Tompo Rainay be fitia ô ! tantano ny hiakc dia
Fa ny sandrimaherinao no ifikiranay
Ka na ho levona mkvf aza izao tontolo izao
Mbola anjarako Ianao ry Andriamanitro

2- Ty firenena ity Andriamanitra ô !
Mila Anao tokoa
Noho ireo zava-tsoa izay ananao
Ny fahefana izay nanorenanao izao tontolo izao
No angatahinay hanorenanao brfjtq ‘ty firenenay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 3685
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1785