TSY AVY HIANTSO NY MARINA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy ho avy hiantso ny marina Ianao Tompo ô!
Fa ny mpanota hibebaka
Izany no antony nidinanao lenfmg tety
Hamonjy hanafaka izao tontolo izao
Fiv: Ny fahotako marobe
Ny toetrako tsy madio
Mba afaka handray ve
Anao Jesoa anio
Antenaiko inoako koa
Ianao no afaka manavao
Na sadqp ny saina na ny fo
Amin’izao fotoana izao
2-Tsy tonga hitsara na hoe hanameloka rwuryfx Ianao
Fa ho mpandresy lay ratsy
Ianao no sorona ho anay tsy mendrika
Handova fiainana tononkira.serasera.org mandrakizay
Fa ny mpanota hibebaka
Izany no antony nidinanao lenfmg tety
Hamonjy hanafaka izao tontolo izao
Fiv: Ny fahotako marobe
Ny toetrako tsy madio
Mba afaka handray ve
Anao Jesoa anio
Antenaiko inoako koa
Ianao no afaka manavao
Na sadqp ny saina na ny fo
Amin’izao fotoana izao
2-Tsy tonga hitsara na hoe hanameloka rwuryfx Ianao
Fa ho mpandresy lay ratsy
Ianao no sorona ho anay tsy mendrika
Handova fiainana tononkira.serasera.org mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1939
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:10
