TOMPO O! INTY IRAHO AHO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo gvaq ô inty iraho aho
Efa vonona aho ny yqyjg hanantontosa
Zay sitraponao ry Ray mpanjaka
Kan’aiza no hanirahanao
Na efitra qxyqdf na ny tany lao
Iraho aho e! iraho aho e !
Iraho aho Tompo ô!
Njao lay foko zay nandao
Efa tonga tena sahy
Ka izao tontolo izao ho lasanao tokoa
Efa tononkira.serasera.org vonona aho iraho aho Tompo ô!
Ka n’aiza no aleha iraho aho Tompo ô!
Efa vonona aho ny yqyjg hanantontosa
Zay sitraponao ry Ray mpanjaka
Kan’aiza no hanirahanao
Na efitra qxyqdf na ny tany lao
Iraho aho e! iraho aho e !
Iraho aho Tompo ô!
Njao lay foko zay nandao
Efa tonga tena sahy
Ka izao tontolo izao ho lasanao tokoa
Efa tononkira.serasera.org vonona aho iraho aho Tompo ô!
Ka n’aiza no aleha iraho aho Tompo ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:09
