RY TOMPO TIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo tia, tononkira.serasera.org nafoinao ny ainao
Tao Kalvary Ianao
Nekenao ny mba hijaly tao Golgota
Mba ho anay izay mpanota
Ondry mania

Fiv : Ilay ranao uuqsarjn e ! no mandio
Manasa anay anio
Ho olo-marina

Ry Tompo tia, lay tsy meloka xfrn akory
Kanefa dia sahy nilonjy
Tsy mba nanda fa nanaiky ho ihmpym ory
Nefa Ianao ilay mpamonjy
Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 1585
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352