Raha tsinjonao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsinjonao ny tao anatiko tao,
Zay tena fahambanian’ny toetrako.
Angamba hanontany tena ianao hoe brsbbief :
« Nahoana no tia ahy i Jesoa ? »

Kanefa dia zavatra chljo iray aqdakhai loha
No hany haiko ka indro ambarako :
Nomen’ny tononkira.serasera.org Tompo ahy hatramin’izao
Lay tena fiainam-baovao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 3293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337