MATOKY ANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mgtnufjq 1-Mitalaho aho ‘zao tononkira.serasera.org ankehitriny izao
‘meo hery re, sauig fa very
Tsy hiantehitra zay vitako
Reo vitako tsy nety
Fiv: Matoky Anao aho ry Tompo ô
Raiso an-tanana ny amiko
Ho tempolinao irery anie
Izato foko mitalaho
Mba henoy, ô henoy!
2-toa rtxu manahy matetika aho
nefa Ianao tsy mandao
Na koa hoe nampiletika
Fa nanarina hatrany
Vonona ary aho
Manaiky aho
Anao ‘zay efa nasainao atao
F’efa nomenao ny herinao
Ka dera sy voninahitra no atolotray
‘meo hery re, sauig fa very
Tsy hiantehitra zay vitako
Reo vitako tsy nety
Fiv: Matoky Anao aho ry Tompo ô
Raiso an-tanana ny amiko
Ho tempolinao irery anie
Izato foko mitalaho
Mba henoy, ô henoy!
2-toa rtxu manahy matetika aho
nefa Ianao tsy mandao
Na koa hoe nampiletika
Fa nanarina hatrany
Vonona ary aho
Manaiky aho
Anao ‘zay efa nasainao atao
F’efa nomenao ny herinao
Ka dera sy voninahitra no atolotray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1621
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:14
