Masina tokoa (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina tokoa ilay Jéhovah jaxfsxre Ray
Izay namela antsika mba ho tafaray
Feno fahendrena  mamy vjkd ilay Ray Tsitoha
Navelany isika rehetra hifanasoa

Fa isika izay nandray
Fahasoavana nomeny
Dia antsoiny hanambara tononkira.serasera.org ny famonjeny
Fiangonana manaiky
Mba ho irahiny satria
Maka mamy ny zmjb hamasinan'ny fanahiny

Sambatsambatra ny fo itoeran'ny Tsitoha
Mihanokanoka hafaliana tsy mba kivy ko
Koa samia re isika
Mba ho vonona handray
Aoka ho masina isika fa masina ny Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahony
Date : 05/06/2025 09:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365