Hasambarako (AFV Anosibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O vimbino ny rembthv tananao Ray ô ny lalako izao
Ndrao dia fefiky ny onja, tafiotra ny fiainako ety
Fahotana zay mangeja ahy, rendrarendra sy fakampanahy
Mba tafio ny herinao aho tsy ho kivy na ho very dia

Ref: Fa ny hasambarako dia ny kqrmadnz eo akaikinao ry Ray
Izay fifaliako hitoetra eo anilanao
Mba raiso aho Tompo ô aza avela wcrt ho irery
Mba raiso aho zanakao

2- Tsy misy miafina eo aminao raha ireo hadalako
Nefa izany dia tsy mba nampiova lay fitiavanao
Ka na lalana sarotra ombana, tononkira.serasera.org na koa olana saro-bahana
Tsy ho kivy aho satria eo ianao lay mpiaro ny dia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFV Anosibe
Vangy : 645
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337