JEHOVAH NO MPIANDRY AHY (Salamo 23) (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh Jehovah no Mpiandry ahy(no mpiandry ahy)
Tsy anan-java mahory aho
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso IZY
Mitondra ahy eo.amoron-drano fialahan-tsasatra IZY
DC/Eh Jehovah no Mpiandry ahy(no mpiandry ahy)
Tsy anan-java mahory aho
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso IZY
Mitondra ahy eo.amoron-drano fialahan-tsasatra IZY

Mamelombelona ny fanahiko IZY
Mitarika ahy amin'ny lalan'ny famarinana(noho ny ANARANY IZY)
Eny na dia mamaky lohasaha haloky ny fahafatesana aza aho(de tsy atahotra)
De tsy atahotra ny loza aho (fa IANAO ehhh)
Fa IANAO no ho amiko.
DC/ Mamelombelona ny fanahiko IZY
Mitarika ahy amin'ny lalan'ny famarinana(noho ny ANARANY IZY)
Eny na dia mamaky lohasaha haloky ny fahafatesana aza aho(de tsy atahotra)
De tsy atahotra ny loza aho (fa IANAO ehhh)
Fa IANAO no ho amiko.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 48
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0895