JEHOVAH NO MPIANDRY AHY (Salamo 23) (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oikfu Eh Jehovah no Mpiandry ahy(no mpiandry ahy)
Tsy anan-java mahory aho
Mampandry ahy amin'ny tononkira.serasera.org ahi-maitso IZY
Mitondra ahy eo.amoron-drano fialahan-tsasatra IZY
DC/Eh Jehovah no Mpiandry ahy(no mpiandry ahy)
Tsy anan-java mahory aho
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso IZY

Mamelombelona ny fanahiko IZY
Mitarika ahy amin'ny lalan'ny famarinana(noho ny ANARANY IZY)
Eny na dia mamaky lohasaha haloky ny fahafatesana aza aho(de tsy atahotra)
De tsy atahotra ny loza aho (fa IANAO ehhh)
Fa IANAO no ho fyoq amiko.
DC/ Mamelombelona ny fanahiko IZY

Eny na dia ilvybryb mamaky lohasaha haloky ny fahafatesana aza aho(de tsy atahotra)

Fa IANAO no ho amiko.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 667
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:32