IZA MOA NO TSY MANAIKY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ôh iza moa no tsy hanaiky
fa hoe sarotra ny fiainana
ary iza koa no sahy hilaza fa hoe mahita fiadanana
Ôh iza moa no tsy mikatsaka itony vola sy harena
kanefa kosa toa vomaika
latsaka ao an-katerena
Fa inona eh no antony
tena mahatonga izany
toa mampijaly loatra re
ty fiainana eto an-tany
nahoana moa ty tany ty
maika mikorosofahana
rahoviana re isika izao
no mba ahita tononkira.serasera.org fahafahana
Nahoana moa ny taninao no tsy mety ho tafiarina
angamba ho aho nafeninao sy notakomanao ny marina
nahoana moa no mahantra sahirana ny firenena
angamba ho aho manjaka ao, manjaka ny fitiavan-tena
ltnvcr
Tandremo re! tandremo lahy
sao mandrora mitsilany
izay hafafinao anie no jinjaina ety an-tany
ny tody anie tsy pyziojdb misy fa ny atao no miverina
ka mba wmndq diniho izay atao fa sao dia mety ho hanenenana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:35