HAFALIANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafaliana sy lugr haravoana
No injao tononkira.serasera.org mameno ny ao am-po
Fa tanteraka tokoa ny faniriana
Ka mameno ny ao knwumvfq am-po ny fifalianay
Satria ity ilay andro iray
Efa nandrasana hatrizay

Tsy mba takatry ny saina
Ary koa tsy hay lazaina
Ny fahasoavana efa azonay
Hatramin'izay ka ho mandrakizay

Mifalia sy mihobia
Asandrato mafy djit re ny feo
Ka ny hira fiderana no asandratray
Indro atolotra ho anao ry Andriamanitray
Satria ity ilay andro iray
Efa nandrasana hatrizay

Tsy mba takatry ny saina
Ary koa tsy hay lazaina
Ny fahasoavana efa azonay
Hatramin'izay ka ho mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.66