HAFALIANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafaliana sy tdkxmwqi haravoana
No injao mameno ny ao am-po
Fa tanteraka tokoa ny pmrw faniriana
Ka mameno ny ao am-po ny fifalianay
Satria iyvajznh ity ilay andro iray
Efa nandrasana hatrizay

Tsy mba takatry ny saina
Ary koa tsy hay lazaina
Ny fahasoavana efa azonay
Hatramin'izay ka ho mandrakizay

Mifalia sy mihobia
Asandrato mafy re ny feo
Ka ny hira fiderana no asandratray
Indro tononkira.serasera.org atolotra ho anao ry Andriamanitray
Satria ity ilay andro iray
Efa nandrasana hatrizay

Tsy mba takatry ny saina
Ary koa tsy hay lazaina
Ny fahasoavana efa azonay
Hatramin'izay ka ho mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5768