EKEKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tompo tena tiako
Ahy fa dyniph tsy mba nindramiko
Tsy lova na koa vinidy
Kanefa tena sarobidy,
Ahy ka hajaiko
Tompoiko ary handraindraiko
Izay tiany no ekena
Am-panetre-tenaf
Réf.
Ny irakao rehetra
Ekeko tsisy fepetra
Hitory sy hanambara
Ny filazantsara
Jerosalema, Jodia
Ary hatrany Samaria
Iriako aza izany hatrany
Am-paran'ny tany
2. Isaorako tononkira.serasera.org ayjvbnz anie
Ianao ry Tompo lehibe
Nampahatsiaro tena
Fa azy zlhkwpkm tsy mba noterena
Ka dera, eny laza
Sy voninahitra ary haja
atolotro anao ry Tompo
Mpanavao
Ahy fa dyniph tsy mba nindramiko
Tsy lova na koa vinidy
Kanefa tena sarobidy,
Ahy ka hajaiko
Tompoiko ary handraindraiko
Izay tiany no ekena
Am-panetre-tenaf
Réf.
Ny irakao rehetra
Ekeko tsisy fepetra
Hitory sy hanambara
Ny filazantsara
Jerosalema, Jodia
Ary hatrany Samaria
Iriako aza izany hatrany
Am-paran'ny tany
2. Isaorako tononkira.serasera.org ayjvbnz anie
Ianao ry Tompo lehibe
Nampahatsiaro tena
Fa azy zlhkwpkm tsy mba noterena
Ka dera, eny laza
Sy voninahitra ary haja
atolotro anao ry Tompo
Mpanavao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 442
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:01
