DERAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao, derao ô mba hczqtn derao
Derao, derao Ankalazao
Obio, obio obio,
Jesosy ilay teraka anio

Ref : Obio ka asandrato
         Veteso hanakoako
         Ny hira fiderana
         Aleloia Hosana

         Fa teraka ho antsika
         Jesôsy ilay mpanjaka
        Hitondra fifaliana
a         Hanafa-pahoriana

Injao mifaly ny eran-tany
Injao fa mifaly avokoa
Fa tononkira.serasera.org teraka anio ilay Moamonjy
Jesôsy ilay aqemyidk tomposoa

Ref

Avia, avaia,
Avia avia
Avia hijery ilay mesia
Izay tonga anio ety antany
Hanafaka gtml ny tomany

Ref

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132