ASANDRATRAY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ianao tononkira.serasera.org jesosy ô
'Lay tsy mba mandao
Na mora na sarotra aza ny fiainanay
Matoky izahay
Fa ghtzpd ny fitiavanao anao
Tsy tambo isaina tompo ô
Ny ztaqhvi soa nataonao

2/Ianao jesosy ô
Lay vato fehizoro
Andry iankinanay tokoa na mafy ny manjo
Tsy atahotra aho, fa cqpitewq manana anao
Na mafy ny ady atrehanay dia tsy mba hanahy

Fiverenana
asandratray, ny feonay
Hidera anao
Fa masina tokoa ny anaranao ry ray
Vatolampy sy famonjena anay ianao tompo ô
Fiarovana avo ho anay lay tana-maherinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045