Ampidiro aloha ny tenimiafina
ASANDRATRAY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ianao jesosy ô
'Lay tsy mba mandao
Na mora na sarotra aza ny fiainanay
Matoky izahay
Fa ny fitiavanao anao
Tsy tambo isaina tompo sxkrew ô
Ny soa nataonao
2/Ianao jesosy ô
Lay vato fehizoro
Andry iankinanay tokoa na skmn mafy ny manjo
Tsy atahotra aho, fa manana anao
Na mafy ny ady atrehanay dia tsy mba hanahy
Fiverenana
asandratray, ny feonay
Hidera anao
Fa masina tokoa ny ichcu anaranao ry ray
Vatolampy sy famonjena anay ianao tompo ô
Fiarovana tononkira.serasera.org avo ho anay lay tana-maherinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 611
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:19