Ampy ahy (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  1 - Ray o! Fiadanako ny mijotra ambany elatrao
        (Tsy misy tahotra), tsy misy tahotra
        (Feno hasambarana), tsy ahoako akory
        Ireo onjampiainana, fitaizana ataonao ahy
        Ampy ho fialofako ny fahasoavanao

Ref : Tsy manan-kahiana aho satria eo ianao
   4V  (Eo aminao), Ny sandrinao (ao aminao) ampy hiaro ahy Ray o!
   3V  (Ampy ho fiarovako), zay lalak’ombako voatsinjo avokoa
   2V  (Rena iainako), ny zavatra ilaiko dia ao aminao

                2 - Maro ny olana saingy ianao tsy nanary ahy
                    (Mitari-dalana), mitari-tanana
                    (Manolo-tanana), ny adin-tsaiko vahanao
                     Efa, na salotrao mba ho ahy ny anaranao
                     Faly aho f’eo aminao no mahatsara ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)
Vangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 27/01/2026 14:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0747