Vola sy harena (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sjhtiabd 1 – Raha mbola maro ireo tsy misaina
Afa-tsy ny vola sy ny fananan-karena
Dia zary nofy tokoa ny ahitantsika ety
Filaminana.
Indrisy mahonena tokoa, ‘reo jamban’ny harena ireo
Voafatotry ny vola ny fony, tsy hitany izay lalan-kaleha
Hadinony ny andro alahady, nafoiny ny hava-tiany taloha
zyfbd Ny ao an-tsainy andeha hitady, f’izany hono no mahasoa.
2 – Tompo o! aza alavirinao ity nosin-drazanay
Toa trotraky ny ady isan’andro
Mba omeo saina matahotra
Tia fihavanana ny dvqq mpitondra anay.
Ny anjelinao hiraho mba hitsinjo ny lalana hombana ety
Vombino isan’andro isan’andro sao rendriky ny rano mariha
Ampaherezo tononkira.serasera.org mba tsy ho kivy, tantano hatrany ireo izay haleha
Tolory saina hahay hisafidy ny soa izay sitrakao.
** Vola sy harena **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 121
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 13:41