Sarobidy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Tsy takatry ny saina ny hahaleibiazanaoTsy hay ho tanisaina ny fahasoavanao
Famindram-ponao ho anay
Fitahiana hatolotrao
Sarobidy loatra ny fitiavanao.
2 – Misaotra Anao Ray Tsitoha
Midera ny Anaranao
Fa lehibe ny fitiavan’izay natolotrao
Ho Anao ny dera, laza ho Anao mandrakizay.
** Sarobidy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 13:31
