Sarobidy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
         1 – Tsy takatry ny saina ny hahaleibiazanao
              Tsy hay ho tanisaina ny fahasoavanao
              Famindram-ponao ho anay
              Fitahiana hatolotrao
              Sarobidy loatra ny fitiavanao.

         2 – Misaotra Anao Ray Tsitoha
              Midera ny Anaranao
              Fa lehibe ny fitiavan’izay natolotrao
             Ho Anao ny dera, laza ho Anao mandrakizay.

** Sarobidy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 13:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285