Mifona (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Efa fantatrao Tompo o! ny fiainana hiainanay etyMiatsaravelatsihy hoe: mpanara-dia, tsy mendrika ny ho zanakao
Isan’andro toa mandaha Anao ny fihetsikay tsy voafehy matetika
Nofo ihany ka solafaka indraindray, raha sitrakao jereo Tompo o!
2 - Jesosy o! MIFONA izahay, havaozy ireo mba ho madio fo
Ka ny lalan-diso taloha, tsy hiverenanay f’Ianao no harahinay
Aza avelanao ho irery, tantano koa sao ho very
Maro ireo fankam-panahy, tsy ahoako ireo f’Ianao mbola eo
Ka na inona hanjoa, tsy ho kivy koa anie ny fo
Fa Ianao mitantana ahy, ka raiso aho Ray ho Anao mandrakizay.
** Mifona **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 19:25
