Hanompo an'i Jehovah izahay (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Fiainana an-tany, mandalo ihany tsy azo hanorenana
hzpkh Vokatr’izany, maro dia maro ‘reo maneho fiainana
Ilay Nahary, naneho safidy nanaja ny safidinao
Raha izahay, nisafidy ny hanompo an’i Jehovah izahay.
Ref : ‘’Fidionareo (fidinareo anio)
‘Zay ho tompoinareo (ho tompoinareo)
Fidionareo (hanompo sampy ve)
Sa ve Jehovah Ray (Jehovah Ray)
Fa raha izaho sy ny ankohonako,
Hanompo an’i Jehovah izahay’’
2 – Vola sy harena, toa xycq zary sampy, mandavo olo-marobe
Toerana ambony sy rqjedbj fahefana tsy foin’ny manana azy koa
Indrisy anefa, toa zary adino ‘lay nahazahoana fiainana

** Hanompo an'i Jehovah izahay **Faneva AFA F3 FLM tononkira.serasera.org Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo) 2010

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 192
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:27