Hanompo an'i Jehovah izahay (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 –  Fiainana an-tany, sjdumzhy mandalo ihany tsy azo hanorenana
      Vokatr’izany, maro dia maro ‘reo maneho fiainana
      Ilay Nahary, naneho safidy uicjo nanaja ny safidinao
  fexs     Raha izahay, nisafidy ny hanompo an’i Jehovah izahay.

      Ref :  ‘’Fidionareo (fidinareo anio)
               ‘Zay ho tompoinareo (ho tompoinareo)
                Fidionareo (hanompo sampy ve)
                Sa ve Jehovah Ray (Jehovah Ray)
                Fa raha izaho sy ny ankohonako,
                Hanompo an’i Jehovah izahay’’

2 –  Vola sy harena, toa zary sampy, mandavo olo-marobe
      Toerana ambony sy fahefana tsy foin’ny manana azy koa
      Indrisy anefa, toa zary adino ‘lay nahazahoana fiainana
      Raha izahay, nisafidy ny hanompo an’i Jehovah izahay.
** Hanompo an'i Jehovah izahay  **Faneva AFA F3 tononkira.serasera.org FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo) 2010

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 326
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9232