Ny AnilaNao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mahasambatra ny eo anilaNao
Feno fifaliana, tsisy hakiviana
Foana avokoa, reo ratra tao am-po
Tojo Anao lay Tompoko sy Andriamanitro

Ref:
Indro asandratro, lanao Jesosiko
Tompoko lanao, ekeko tsotra izao
Isan'andro lanao mia(hy) ary koa mita(hy)
Tena sambatra ny eo AnilaNao

2- Mahasambatra ny eo AnilaNao Mahavelon'aina, mampitony saina
Na ny maty aza efa natsangaNao
Azo antoka tokoa ny miaraka amiNao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 6
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : CJ21
Daty : 02/01/2026 16:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0724