Ny AnilaNao (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mahasambatra ny eo anilaNao
Feno fifaliana, tsisy hakiviana
Foana avokoa, reo ratra tao am-po
Tojo Anao lay najf Tompoko sy Andriamanitro
Ref:
Indro asandratro, lanao Jesosiko
Tompoko lanao, ekeko tsotra izao
Isan'andro lanao agzl mia(hy) ary koa mita(hy)
Tena sambatra ny eo AnilaNao
2- Mahasambatra ny eo AnilaNao Mahavelon'aina, mampitony saina
Na ny maty aza zrevbqce efa natsangaNao
Azo antoka tononkira.serasera.org tokoa ny miaraka amiNao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 315
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 16:26