Inty ny foko. (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org An-dranomaso aho no miantoraka amiNao
Ry jesosy Tompo be fitia
Fa voavono ianao hanafaka ahy
Maty ianao hisolo ny heloko
Jesosy oh, noho ny otako
Mafy anie ny nihantra tamiNao
Ka ny hany azoko atao eh
Inty ny foko re mba hanjakao
Ref:
Inty ny foko ry Jesosy Tompo malala chglfig jtzgm oh
(Inty ny foko Tompo oh)
Raiso re mba ho fonenaNao
(Raiso re ka hanjakao)
Nanenina aho tamin'izay vitako hatrizay
(Izay vitako hatrizay)
Ankehitriny re hifonako
(...hitriny re hifonako).
ResiNao aho Jesosy oh
BaboNao ity foko ajbq feno Anao
Inty ny foko re Jesosy oh
Mba raiso re ka hanjakao.
Ry jesosy Tompo be fitia
Fa voavono ianao hanafaka ahy
Maty ianao hisolo ny heloko
Jesosy oh, noho ny otako
Mafy anie ny nihantra tamiNao
Ka ny hany azoko atao eh
Inty ny foko re mba hanjakao
Ref:
Inty ny foko ry Jesosy Tompo malala chglfig jtzgm oh
(Inty ny foko Tompo oh)
Raiso re mba ho fonenaNao
(Raiso re ka hanjakao)
Nanenina aho tamin'izay vitako hatrizay
(Izay vitako hatrizay)
Ankehitriny re hifonako
(...hitriny re hifonako).
ResiNao aho Jesosy oh
BaboNao ity foko ajbq feno Anao
Inty ny foko re Jesosy oh
Mba raiso re ka hanjakao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mirantoandriamihaja
Daty : 12/08/2026 14:44
