Inty ny foko. (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An-dranomaso aho no miantoraka amiNao
Ry rwdsdny jesosy Tompo be fitia
Fa voavono ianao tononkira.serasera.org hanafaka ahy
Maty ianao sgpg hisolo ny heloko
Jesosy oh, noho ny otako
Mafy anie ny nihantra tamiNao
Ka ny hany azoko atao eh
Inty dgsskk ny foko re mba hanjakao
Ref:
Inty ny foko ry Jesosy Tompo malala oh
(Inty ny foko Tompo oh)
Raiso re mba ho fonenaNao
(Raiso re ka hanjakao)
Nanenina aho tamin'izay vitako hatrizay
(Izay vitako hatrizay)
Ankehitriny re hifonako
(...hitriny re hifonako).
ResiNao aho Jesosy oh
BaboNao ity foko feno Anao
Inty ny foko re Jesosy oh
Mba raiso re ka hanjakao.
Ry rwdsdny jesosy Tompo be fitia
Fa voavono ianao tononkira.serasera.org hanafaka ahy
Maty ianao sgpg hisolo ny heloko
Jesosy oh, noho ny otako
Mafy anie ny nihantra tamiNao
Ka ny hany azoko atao eh
Inty dgsskk ny foko re mba hanjakao
Ref:
Inty ny foko ry Jesosy Tompo malala oh
(Inty ny foko Tompo oh)
Raiso re mba ho fonenaNao
(Raiso re ka hanjakao)
Nanenina aho tamin'izay vitako hatrizay
(Izay vitako hatrizay)
Ankehitriny re hifonako
(...hitriny re hifonako).
ResiNao aho Jesosy oh
BaboNao ity foko feno Anao
Inty ny foko re Jesosy oh
Mba raiso re ka hanjakao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 133
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mirantoandriamihaja
Date : 12/08/2026 14:44
