Inoako fa ho any aho (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hifarana ny tany ( tsy ho ela intsony izany)
Tsy maintsy ho avy izany ( hiova ny ety fa)                     x2
Paradisa no efa miandry (ireo voaantso) ireo voafantina    

Ref : Anisan'ny ho any aho ( tena inoako)
Ny toerana efa miandry ( vonona aho)
Tena inoako izany,(tsy manahy aho)  any ny anarako
Tsy natao haharitra ny eto
Mandalo, mandalo
Efa akaiky ilay mateza
Miomàna , miomàna

2- Maro ny fisedrana (nefa tsy mahakivy)
Tsy mora ny hombana ( aoreno ny fi)
Ny finoana no atao ampinga          x2
Fa ho mpandresy ianao

Anisan'ny ho any aho .... x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0757