Inoako fa ho any aho (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hifarana ny tany ( tsy ho ela intsony izany)Tsy maintsy ho avy izany ( hiova ny ety fa) x2
Paradisa no efa miandry (ireo voaantso) ireo voafantina
Ref : Anisan'ny ho any aho ( tena inoako)
Ny toerana efa miandry ( vonona aho)
Tena inoako izany,(tsy manahy aho) any ny anarako
Tsy natao haharitra ny eto
Mandalo, mandalo
Efa akaiky ilay mateza
Miomàna , miomàna
2- Maro ny fisedrana (nefa tsy mahakivy)
Tsy mora ny hombana ( aoreno ny fi)
Ny finoana no atao ampinga x2
Fa ho mpandresy ianao
Anisan'ny ho any aho .... x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 352
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 07:22