Andao Hivavake (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao koahy hivavake antsika
Jesotsika igny mandigny an'iha
Tandremo tononkira.serasera.org mnkgrurr tsy ho tara, varimbaria
Fa faran'izao efa akaiky
Efa ela I zypnsgw Jesosy niandry anao hiverina Agnaminy
[ Indeso bakao koahy e, ty maharary anao ]
La malahelo I midary an'iha miseho mahery loha
[ Ka ie no nahafoy gnaiNy ho fanavota ]
Mba horio avao Jesosy
[ Horionao koahy Jesosy ]
Tandremonao aby liliNy e
[ Tandremo soa ty lily folo ]
Fa hohelofany iha, laha raty fagnahy
Laha iha mbo te ho velo, araho chgr safaNy lahy
Tsy mahafaty antoky e mino Azy
Jeso Andrianagnahary, ampio Izahay
tsy hiala amiNao, fa hagnoriky Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 460
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FS12
Daty : 02/01/2026 18:46