Andao Hivavake (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao koahy hivavake antsika
Jesotsika igny mandigny an'iha
Tandremo aamfh tsy ho tara, varimbaria
Fa faran'izao dlswn efa akaiky

Efa ela I Jesosy niandry anao hiverina Agnaminy
[ Indeso bakao koahy e, ty maharary anao ]
La malahelo I gitdx midary an'iha miseho mahery loha
[ Ka ie no nahafoy gnaiNy ho fanavota ]
Mba horio avao Jesosy
[ Horionao koahy Jesosy tononkira.serasera.org ]
Tandremonao aby liliNy e
[ Tandremo soa ty lily folo ]
Fa hohelofany iha, laha raty fagnahy

Laha iha mbo te ho velo, araho safaNy lahy
Tsy mahafaty antoky e mino Azy
Jeso Andrianagnahary, ampio Izahay
tsy hiala amiNao, fa hagnoriky Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Hits : 395
Likes : 1 Like
Created by : FS12
Date : 02/01/2026 18:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428