Mahagaga Tokoa (AAF - Akon'anjomara Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mahagaga tokoa
Raha mahita ny asan'i Ray
Fa ny zanany soa
No nomeny mba hanavotra anay

'Zany pmqm no nanehony
Ny fitiavany anay e
Fitiavana ambony
No nomeny anay

2)Raha ny fiainan-tsika
Dia qlvz nhcls ratsy dia ratsy tokoa
Nefa tsy hita isa
Ny soa, tononkira.serasera.org nomen'i Tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AAF - Akon'anjomara Famonjena
Hits : 285
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 12:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307