Mpandresy ianao (A3F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy vitsy izany ‘reo olana misy eto an-tany
Tena mahakivy, matetika mampitomany
Fa saingy izao : aza mba mety ho resy ianao
O, mahereza sy tononkira.serasera.org mahatanjaha ary koa mivavaha
Fiv. Mpandresy ianao rehefa miaraka amin’ny Tompo
F’Izy txbaigy tsy handao ‘reo zanany ‘zay mitoloko
Mpandresy ianao rehefa Izy no miady
Isika izao dia mavz tiany sady malalany
2-Jesosy Tompo dia efa nanambara hoe :
“Ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
ambarapahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao”
Koa amin’izao na inon’inona atao
Antsoy Jesosy hanampy dwfq anao @ fiainanao
A/C: Fanasina A3F
2021

--------
Rohy: