You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

Ina madigna (A.SA.FI)

Roso teo ny fako e dia tao ny kofafa
Taitsa tao ny foko e nahita ny hafa
Tsa mba hitako e ny lala-kombana
Hiagnaia re!

Fiv: Ina madigne ro ataotsika
Ro mivagnavagna tahak'izao e!
Fa ny lalane Jesoa Tompotsika
Tsa mba miezigne!

Voky be ny troke madio ny vilia,
Raha be ny antoko e mangaiky hoe mareo
Tsa mba hTsiky dia ampyitako e ny lala-kombana
Hiagnaia re!

Fiv: Ina madigne...
Soa randrane de tao re ny volo,
Le tsa manana e, maniry gnen'olo
Hiagnaia reo ro mahitahita
Very saigna any aho e!

Fiv: Ina madigne...
Soa tavine de tao re ny hena,
Tongots'efatse ny mpanakarena
E ko gny ahy mba ina tsa haiko ny hatao,
Very saina agny aho e!

Fiv: Ina madigne...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 673
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : TinoFenohasina
Tamin'ny : 07/11/2017 17:45:27
ID : 10125

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo