'Lay Fitia (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao aho tononkira.serasera.org ry Ray Tompo tsara o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Misaotra dzxhuqi anao aho ry piitfs Ray Tompo tsara o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
Izao tontolo izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia nomenao
Izao tontolo xyupub izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
S.T.K FJKM - A.M.I.F / AC : Harii..
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Misaotra dzxhuqi anao aho ry piitfs Ray Tompo tsara o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
Izao tontolo izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia nomenao
Izao tontolo xyupub izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
S.T.K FJKM - A.M.I.F / AC : Harii..
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 276
Likes : 0 Like
Created by : zoniainadinarak
Date : 13/03/2026 16:49
