'Lay Fitia (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao aho ry Ray  Tompo tsara uuci o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia tononkira.serasera.org nomenao

Misaotra anao aho gscgduqu ry Ray  Tompo tsara o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao

Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay

Izao tontolo izao  hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia nomenao

Izao tontolo izao  hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fnrwzy fitia nomenao

Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay

                         S.T.K FJKM - A.M.I.F  / AC : Harii..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029