'Lay Fitia (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao aho harg ry Ray Tompo tsara tononkira.serasera.org o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Misaotra anao aho ry Ray tbyx Tompo tsara o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
Izao tontolo izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia nomenao
Izao tontolo izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia evhvp nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
S.T.K FJKM - A.M.I.F / AC : Harii..
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Misaotra anao aho ry Ray tbyx Tompo tsara o
Nomenao izao andro izao ho anay
Hanaovan-tsoa hitoriana
‘Lay fitia nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
Izao tontolo izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia nomenao
Izao tontolo izao hitoriana
Ilay Fitia nomenao ho anay
Sarobidy tsy atakalo
‘Lay fitia evhvp nomenao
Fifaliana ho anay
Ny manao izao ny asanao
Ravoravo satria IANAO
No miaradia mitarika anay
S.T.K FJKM - A.M.I.F / AC : Harii..
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Visites : 277
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoniainadinarak
Date : 13/03/2026 16:49
