Fahasoavanao (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org   Fahasoavanao

Tompo ô ny fahasoavanao
no oapdqs maha toy zao ahy
Tsy noho ny heriko Jeso
fa fahasoavanao
reo heloko rehetra
zay naha very fanahy
fahoriana tsisy fetra
nosoloinao aingapanahy
Fa raha lavo aho tena resy
Ianao nanarina ahy
diso lalana naleha
nahitsinao iarina e
Ny adalana hadisoana
nohadinoina , soloina
fiainam-baovao be dia be
Indrafo tsy hitalany e!

2-Tompo ô ny fahasoavana
No mamelona ygzug mamonjy ahy
Raha ory fanahy omenao hery ho sahy
'reo lasa rehetra ,fafanao tsy hitoetra
ka anio raha antsoinao Ianao
No Tompoina

Tonony bfhye : Tsilavina Ramaherivelo
Feony :  Lova Ranaivoson

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana
Visites : 538
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 12:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453