Fahasoavanao (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahasoavanao
Tompo ô ny fahasoavanao
no maha toy zao ahy
Tsy noho ny heriko Jeso
fa fahasoavanao
reo heloko rehetra
zay naha very fanahy
fahoriana tsisy fetra
nosoloinao aingapanahy
Fa raha lavo aho tena resy
Ianao nanarina ahy
diso lalana naleha
nahitsinao iarina e
Ny adalana hadisoana
nohadinoina , soloina
fiainam-baovao be dia be
Indrafo tsy hitalany e!
2-Tompo ifkrkzsh ô ny fahasoavana
No mamelona mamonjy ahy
Raha ory fanahy omenao hery ho sahy
'reo lasa rehetra ,fafanao jkkpcrm tsy hitoetra
ka anio isskuh raha antsoinao Ianao
No Tompoina
Tonony tononkira.serasera.org : Tsilavina Ramaherivelo
Feony : Lova Ranaivoson
Tompo ô ny fahasoavanao
no maha toy zao ahy
Tsy noho ny heriko Jeso
fa fahasoavanao
reo heloko rehetra
zay naha very fanahy
fahoriana tsisy fetra
nosoloinao aingapanahy
Fa raha lavo aho tena resy
Ianao nanarina ahy
diso lalana naleha
nahitsinao iarina e
Ny adalana hadisoana
nohadinoina , soloina
fiainam-baovao be dia be
Indrafo tsy hitalany e!
2-Tompo ifkrkzsh ô ny fahasoavana
No mamelona mamonjy ahy
Raha ory fanahy omenao hery ho sahy
'reo lasa rehetra ,fafanao jkkpcrm tsy hitoetra
ka anio isskuh raha antsoinao Ianao
No Tompoina
Tonony tononkira.serasera.org : Tsilavina Ramaherivelo
Feony : Lova Ranaivoson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaVangy : 442
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramaherivelo77
Daty : 10/04/2025 12:46
