Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)

Envoyé par Herizo15
27/11/2018 12:47
Les chansons de Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra) 9 Cliquer ici
Visites : 1128
Préférés : 0 J'aime
SALAMO 145: 1 "Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria."
Antoko Mpihira evanjelika niorina ny taona 2009, ary mivohy ny gadona GOSPEL @ ankapobeny.
Ny mampiavaka azy dia saika ahitana tanora kristiana avy amin'ny fiangonana kristiana rehetra (FJKM, Loteriana, Katolika...) eto Nosy-Be izy. Ankoatr'izay dia maro ny sokajin-taona hita @ireo mpikambana satria misy ny tena mbola ankizy ary misy koa ny efa lehibe, izay sady mpitaiza no mandray anjara mavitrika @fanompoana. Isaky ny Alarobia hariva no fotoana fanatanterahany ny anjara fanompoany ao @ FJKM Ziona Famonjena Nosy-Be.
Misokatra @fiaraha-miasa rehetra ihany koa ny Antoko Mpihira, ary matetika mahazo fanasana avy @ireo fiangonana rahavavy toy ny Rhema sns...

Commentaires sur Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)

Aucun commentaire

Les chansons de Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra) (9)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115