Hira ho an'ny zanaka (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny hany hasambarako,ny zanako ihany
Harena sy fananako,indrindra eto antany
Handimby ny anarako,ho 'reha hatrany hatrany
Ka hitahiry ireo tantarako hatrany amparany any ×2
Ref : Fa ianareo no djopktbp antony fisiana
Satria fitohizanay,malala sady tiana oh!.
Niharetana ny mafy,ary koa niafiana
Kanefa ihany koa loharanompifaliana oohh!.
2-Ny atony hisasarako sy handaniako ny aiko
Ny hiadananareo zanako,ianareo sombiniaiko
Ka tanjona hifaharako,hampitony ny saiko.
Ny hasambatranareo taranako,ny ankoatr'izay de tsy haiko.
Ref: Fa ianareo tononkira.serasera.org no antony fisiana

..Ny hafatra hambarako,tsy ataoko teny lava
Ny tena hirariako de ny hoe mifankatiava
fjxkfyu Tso-drano no atolotro 'zay atao s'izay hombana
scnga Ny tonombavako eto imolotro
"Mahaleova Mahalasana".
Zandry Gasy "Hira ho an'ny zanaka".

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zandry GasyVisites : 392
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DaheryJunior
Date : 25/02/2026 08:19