Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAOVAO MAHAFALY (Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Ho voafehy tsy mifindrafindra
Kanefa miala maina fa tsisy antenaina
Izay rehetra azo toa malazo
Ka manara-po amin’ny toetra tsy mahasoa
Hanariana dia fa ho yukpdj aiza moa ?
Kanefa nisy ihany, nahita fitsaharana
Ny zioga izay lanjainy toa maivana
Andeha ilazao ireo namanao
Fa misy vaovao, fifaliana ho ahy sy ianao
Dia Jesosy ilay namoy ny ainy ho fanavotana
Izy no lalana sy fiainana rirz ary fahamarinana
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Koa andeha qqpe torio ilay tsara indrindra
I Jesoa Mpiandry tsara tononkira.serasera.org no efa nanambara
Fa Izy no homba anao hatramin’izao

--------
Lien: