VAOVAO MAHAFALY (Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Ho voafehy tsy tononkira.serasera.org mifindrafindra
Kanefa miala maina fa qfdwf tsisy antenaina
Izay rehetra azo toa malazo
Ka manara-po amin’ny kxmisqv toetra tsy mahasoa
Hanariana dia fa ho aiza moa ?
Kanefa nisy ihany, nahita fitsaharana
Ny zioga izay lanjainy toa maivana
Andeha ilazao ireo namanao
Fa misy vaovao, fifaliana ho ahy sy ianao
Dia Jesosy ilay namoy ny ainy ho fanavotana
Izy no lalana sy fiainana ary fahamarinana
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Koa andeha torio ilay tsara indrindra
I Jesoa Mpiandry tsara cexy no efa nanambara
Fa Izy no homba anao hatramin’izao

--------
Link: