IANTRAO (Vlm Ampitatafika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njao reko lavitra any
Kikiaka maro tomany
Misentosento mafy ery
mapahonena mijaly
Toa helo hrpklb no itoerany
manjombon-dava ny androny
tsy misy fiadanam-po
voafatotra voageja koa
REF : Jesosy o mba iantrao re
reo olonao marobe
andevozin'ny toaka
ka hlpw potika ny fiainany
Jesosy o mba iantrao re
reo olonao marobe
minia tsy xtmqrwjp mahalala
fefena tsy hay rarana
voafitaky satana
Miantso anao Jesosy anio
sakaiza tsara o mba fidio
zay lalana izoranao
ahavonjy ny fanahinao
Fa ho afaka tokoa ianao
Raha Izy no ao amponao
Hisandratra ny tononkira.serasera.org andronao
hamiratra ny fiainanao
Kikiaka maro tomany
Misentosento mafy ery
mapahonena mijaly
Toa helo hrpklb no itoerany
manjombon-dava ny androny
tsy misy fiadanam-po
voafatotra voageja koa
REF : Jesosy o mba iantrao re
reo olonao marobe
andevozin'ny toaka
ka hlpw potika ny fiainany
Jesosy o mba iantrao re
reo olonao marobe
minia tsy xtmqrwjp mahalala
fefena tsy hay rarana
voafitaky satana
Miantso anao Jesosy anio
sakaiza tsara o mba fidio
zay lalana izoranao
ahavonjy ny fanahinao
Fa ho afaka tokoa ianao
Raha Izy no ao amponao
Hisandratra ny tononkira.serasera.org andronao
hamiratra ny fiainanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm AmpitatafikaVangy : 1193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johannarakotoarimanana
Daty : 19/12/2019 17:27
