RAISO AO AM-PO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha wjal te ho sambatra ianao izao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fahazaran-dratsinao ialao
Hanampy anao ny Ray Tsitoha
REF: Ny olanao, halàny avokoa
Omeny anao ny soa tsy lany
Hanova anao, ho tanteraka
Noho ny fitiavany anao
2. Raha te tononkira.serasera.org hiadana ianao njuagtqt izao
Raiso zkarnc ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fiadanan'i Jesoa Kristy
Omeny anao raha mino ianao
3. Raha te ho tia namana ianao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Satria tena iray aminy
Ho miramirana tokoa
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fahazaran-dratsinao ialao
Hanampy anao ny Ray Tsitoha
REF: Ny olanao, halàny avokoa
Omeny anao ny soa tsy lany
Hanova anao, ho tanteraka
Noho ny fitiavany anao
2. Raha te tononkira.serasera.org hiadana ianao njuagtqt izao
Raiso zkarnc ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fiadanan'i Jesoa Kristy
Omeny anao raha mino ianao
3. Raha te ho tia namana ianao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Satria tena iray aminy
Ho miramirana tokoa
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 658
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/02/2023 11:19
